Dikan'ny teny : sandra

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sandra nahita ny zandrinao aho anikeheo, ~ mt.: Mifanena tsy nampoizina: Sandra an-drainao tany an-tsena a-ho, ΒΆ M.h.: Tojo, sehatra, tohatra. - t.i.f.: Sendrasendra / sendrasendraina, asendrasendra / voasendrasendra, sinendrasendra / manendrasendra, fanendrasendra, mpanendrasendra J anendrasendrana, fanendrasendrana J misendrasendra, fisendrasendra, mpisendrasendra J isendrasendra-1 na, fisendrasendrana 1 mahasendrasendra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel