Dikan'ny teny : sangazonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sangazona) mt. ih. (sangazony): Sarangotina, raisina hamikirana: Io hazo io sangazonina mba tsy hianjera ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel