Dikan'ny teny : sangeloka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hafahafa, zavatra tsy fahita, fomba miangentsana. * t.i.f.: Misangeloka, fisangeloka, mpisangeloka / isangelohana, fisangelohana / mahasangeloka / sangelongeloka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel