Dikan'ny teny : sangerina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fahalasanana sy fiverenana indray; fihodinkodinana eo amin'izay tany nialana; tamberina. * t.i.f. : Asangerina, tafasangerina / manasangerina, fanasangerina, mpanasangerina / anasangerenana, fanasangerenana / misangerina, fisangerina, mpisangerina / isangerenana, fisangerenana / mahasangerina / sangeringerina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel