Dikan'ny teny : sangina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sangy) mt. ih. (sangio): Anaovana kivazivazy, lalaovina: Nosangin'Ikoto ny zandriny dia nitomany. ? Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin'Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony. ? Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin'ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel