Dikan'ny teny : sangodina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tandrimo. ? Fihodinana. Fihodinkodinana eo an-toerana ihany. - t.i.f• : Sangodinina, asangodina, voasangodina, tafasangodina / manasangodina, fanasangodina, mpanasangodina / anasangodinana, fanasangodinana / misangodina, fisangodina, mpisangodina / isangodinana, fisangodinana / mahasangodina / sangodingodina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel