Dikan'ny teny : sangoeja

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Parapaingo tsy ahafahana mihetsi-mahery. ? Sampona tsy azo ialana. ? Vatom-panorona izay tsy maintsy lanin'ny ankilany rehefa avy nihinana. - t.i.f.: Misangoeja, fisangoeja, mpisangoeja / isangoejana, fisangoejana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel