Dikan'ny teny : santo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisintonana sy famoahana fofon'aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona: Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe. ~ Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento. ~ Fitrohana zavatra amin'ny orona. - t.i.f.: Sentoina, voasento J misento, fisento, mpisento / isentoana, fisentoana J mahasento J sentosento. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel