Dikan'ny teny : saobakaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Biby mitovitovy amin'ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel