Dikan'ny teny : saona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanehoana mariky ny alahelo amin'ny famoizana havana nodimandry: Tsy mbola afa-tsaona andrainy izy. - t.i.f.: Misaona, fisaona, mpisaona / isaonana, fisaonana / mahasaona. * F.-p.: Afa-tsaona: tsy misaona intsony. / Miala saona: mamela ny akanjo mari-pisaonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel