Dikan'ny teny : saonjondrano

Hampiditra dikany vaovao
1 na Saonjorano a.: Karazan-tsaonjo tsy fihinana ny vodiny fa ny ravinY kosa — izay tena atao hoe horirika — dia fanao fangaron-daoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel