Dikan'ny teny : saosao

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: 1) Toetran'ny zavatra tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao. 2) Feo heno amin'ny fikasokasoky ny lamba henjankenjana. 3) Fihinanana hanina haingana, an-kisesy. - t.i.f.= Misaosao, fisaosao, mpisaosao / masaosao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel