Dikan'ny teny : sarasara

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny nentina niarahaba ny mpanjaka fahiny, ka natokana ho azy irery ihany: Sarasara tsy ambaka, tompoko e! -- Sarasara! (enga anie ka tsy ho azon'ny aretina ambakaina ianao, tompoko, — Enga allie!). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel