Dikan'ny teny : sarebaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny fitafiana na ny akanjo lava, malalaka sy mirefarefa amin'ny tany. - t.i.f.: Asarebaka, voasarebaka, tafasarebaka 1 manasarebaka, fanasarebaka, mpanasarebaka / anasarebahana, fanasarebahana / misarebaka, fisarebaka, mpisarebaka 1 isarebahana, fisarebahana 1 mahasarebaka 1 sarebadrebaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel