Dikan'ny teny : sarendry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana rafitra ngorodona na fandaharana talla atao mifampidipiditra. Ahitsio
2 a.: Zavamaniry mitovitovy amin'ny sakamalao nampidirin'ny Antalaotra teto, manana fofo-manitra miavaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel