Dikan'ny teny : sariaka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Sariadriaka p.t.: Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: 0lona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra ny miaraka aminy. - t.i.f•: Tafasariaka / misariaka, fisariaka, mpisariaka I mahasariaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel