Dikan'ny teny : saridinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. sardine) a.: Karazan-trondro madinika fahita amin'ny ranomasin'i Mediteranea, izay mivelona manao andiany miara-dia maro be. (Tehirizina amin'ny diloilo anaty boaty vifotsy ny sardinina ka tonga laoka matsiro fatratra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel