Dikan'ny teny : sarihana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarika) mt. ih. (sari-ho) : Alaina sintonina. - F.-p.: Vata sarihana na Vatasarihana: karazana vatakely narafitra hifampiditra amin'ny latabatra na lalimoara, ka azo sarihana na sintonina araka izay itiavana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel