Dikan'ny teny : sarimbo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lamba tenom-betsileo vita amin'ny landy sy hafotra na amin'ny landihazo sy hafotra misy sorany mitsipitsipika — Akanjo toy ny sikina anaovan'ny vehivavy betsimisaraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel