Dikan'ny teny : sarimpapango

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Taratasy voarary amin'ny hazo maivana izay rohizana amin'ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay kofehy, dia misondrotra tsikelikely ilay sarimpapango ary misononoka eny amin'ny rivotra eny. ΒΆ M.h.: Papangohazo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel