Dikan'ny teny : saritahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (saritaka) mt. ih. (saritaho): Korontanina, a-tao ambony ambany: Nosaritahin'ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano. • Fotofotoina tsy hita laniny: Nosaritahin'Ibalita ny kofehy. • Roridriritfna, ampijalina: Aza saritahinao toy izao izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel