Dikan'ny teny : saritaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikorontanana sy fisafotofotoana, fikororoana. • Fifaningotsingoran-tady tsy hita laniny. • Firomborombon-kofehy na volo tsy mihogo sady tsy mirandrana. ? Ny tsaikan-dandy aorian'ny fanantsodiavana. - t.i.f.: Saritahina, asaritaka, voasaritaka, tafasaritaka 1 manasaritaka, fanasaritaka, mpanasaritaka / anasaritahana, fanasaritahana / mifanaritaka / misaritaka, fisaritaka, mpisaritaka / isaritahana, fisaritahana / mahasaritaka / saritadritaka. - F,-p.: Ketsa saritaka: ketsa ambolena tsy milahatra, toa mikorontandrotana, eo amin'ny tanimbary (mifanohitra: ketsa tora-tady). / Tohy saritaka: fomban-drafitra biriky tsy mifanitsy tonona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel