Dikan'ny teny : sarona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra atao eo ambony zavatra iray hafa mba hanakonana tsy ho hita an' izay ao anatiny: Aiza ny saron'ity tavy ity? 1 Zavatra toy ny lamba atao handrakofana ny loba, ny tava: Sarondoha. / Nanao saron-tava ilay mpangalatra ka tsy aisy nahafontatra azy. 1 p. t.: Tra-tehaka na voahodidina tsy afamikofoka handositra: Sarona tao anaty lohasaha ny fahaualo. - t.i.f.: Saronana, asarona, voasarona / manarona, fanarona, mpanarona / anaronana, fanaronana / misarona, fisarona, mpisarona I isaronana, fisaronana / mahasarona / sarontsarona. - F.-p.: Saronan-karona: harona roa mifanarona natao solom-bata na fitahirizana ny kanonkanona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel