Dikan'ny teny : saronana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarona) mt. ih. (sarony): Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka. 1 Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan'ny be sy ny maro. 1 h,o.: a) Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon'ny olona. b) Hodidinina: Nosaronan'ny miaramila ny fahaualo ha tratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel