Dikan'ny teny : sasa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanesorana ny loto, fanadiovana amin'ny rano. i t.i.f.: Sasana, asasa, voasasa, sinasa 1 manasa, fanasa, mpanasa 1 anasana, fanasana 1 misasa, fisasa, mpisasa 1 isasana, fisasana 1 mahasasa 1 sasasasa. ΒΆ M.h.: Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin' ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel