Dikan'ny teny : sasahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sasaka) mt, ih. (sasaho): Zaraina roa mitovy: Sasaho ity vary ity hanomezantsika an-dry Ikoto atsy avaratra fa tsy nahazo vary, hono, izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel