Dikan'ny teny : sasanangy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ampahatelon' ny ariary taloha, izany hoe lasiray sy kirobo sy lavoamena (1Fr 60). - F.-p.: Sasanangy samy ha-fa: enti-milaza karazan-javatra roa tsy mitovy ka tsy azo ampitahaina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel