Dikan'ny teny : sasy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Jer. Raloba. Ahitsio
2 a.: Fanaovana kely mialoha sahady izay atao, ho fanomanana sy fandantolantoana: Aza be sasiny rehefa hiteny, fa avy hatrany dia vantano. 6 Sasina, asasy, voasasy, sinasy 1 misasy, fisasy, mpisasy 1 isasiana, fisasiana. - F.-p. : Sasin-ten y: teny mialoha, ala saron-teny. J Sasinkira: feo-mozika mialoha ny tena hira. J Sasin-tehaka: tehaka sy feo tsy misy tonony, alohan'ny hanombohana ny hira na dihy. ¶ M.h.: Sasin-teny, teny mialoha, tari-dresaka, vaky saron-teny, sava lalana, sava ranonando, tsetsatsetsa tsy aritra, famahavahandresaka, ala saron-teny. Ahitsio
3 a.: Rira fiandrasam-paty. ¶ M. h.: Bazeha, raloba. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel