Dikan'ny teny : sata

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fomba, fanao efa rai-}titra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy. ? Didy na baiko: Tanin'andriana tian-konenana, ary satan'andriana tsy harahina? • Zo: Tamin'ny taona 1960 no niverenan'ny satan'i Madagasikara. - t.i.f.: Satasata, tafasatasata, mpisatasata 1 misatasata, fisatasata 1 isatasatana, fisatasatana j mahasatasata. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel