Dikan'ny teny : satokoa

Hampiditra dikany vaovao
1 (Atm) a.: Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia mihinana ny hanim-pandrika napetraka ao ilay biby (mangahazo no hanim-pandrika ho an'ny lambo). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel