Dikan'ny teny : satrana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feon-kira fohifohy atao ho toy ny andrana na sasin-kira raha mitendry lokanga na valiha: Satram-baiiha. - t.i.f.: Satranina, satranana, voasatrana 1 manatrana, fanatrana, mpanatrana ( anatrahana, fanatrahana 1 misatrana, fisatrana, mpisatrana / isatranana, fisatranana J mahasatrana 1 satrantsatrana. - F.-p.: Satram-bauiny: ny ilan'ny langorony izay pehina fotsiny amin'ny tanana an-kavia. J Satran-dahiny: ny ilan'ny langorony izay pehina amin'ny fivelezana. Ahitsio
2 a.: Karazan-kazo izay fisaka misandrahaka ny raviny, anaovan'ny olona trano itoerana sy rariny ho tsihy na harona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel