Dikan'ny teny : satrotroka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny tarehy sy ny hoditra mibinabinaka sy mivindina toy ny voan'ny tandomerina na noladinin'ny biby misy lay. - t.i.f.: Misatrotroka, fisatrotrokâ, mpisatrotroka 1 isatrotrohana, fisatrotrohana / satrotrotrotroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel