Dikan'ny teny : sava

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikarohana sy fitadiavana zavatra fatratra. / Fanesorana izay manakontakona na manembantsembana. - t.i.f.: Savana, asava, voasava, sinava / misava, fisava, mpisava 1 isavana, fisavana / mahasava / savasava 1 savasavana / misavasava 1 isavasavana, fisavasavana. - F.-p.: Sava hao: fikarohana tsy azo idifiana toy ny fizahana hao ao anaty volo. / Sava rano: lomano fanao raha ny tanana roa no indray manilika ny rano mba handrosoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel