Dikan'ny teny : savana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sana) mt. ih. (sauao): Tadiavina, karohina: Nosavana eran'ny tanĂ na ny mpangalatra ka hita. / Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosauan'ny mpampianatra ny sandrifin'ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana. 1 A-tao tsy misy manentsina na manelingelina: Sauao tsara ny lalana handehanan'ny manampahe fana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel