Dikan'ny teny : savihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sauika) mt. ih. (sauiho): Tolomina mba hidaraboka; (omby) raisina amin' ny tandrony na ny vozony dia adaraboka: Nosavihin' Ibemena ilay omby kely ka nidaraboka. 1 Sarangotina, amikirana: Raha tsy nisy haro nosavihiko teo amoron-tevana dia nikodia tany aho. / Alaina tsy an-drariny: Nosavihinao ny fananan'i dadatoa. * Ohab.: Malaza ho katsaka ka sauihin'ny tsaramaso: miseho ho matanjaka na ambony, nefa resin'ny osa na kely noho izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel