Dikan'ny teny : savika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitolomana hanjera..,; fanaovana an-keriny hamotraka na handavo: Voararan'ny fanekem-pokonolona taloha ny sauika omby, 1 h.o.: Fihamboana ho mana-na zo tsy ananana. - t.i.f.: Savihina, asavika, voasavika, tafasavika 1 manasavika na manavika, fanasavika, mpanasavika 1 anasavihana, fanasavihana 1 misavika, fisavika, mpisavika / isavihana, fisavihana / mahasavika 1 savitsavika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel