Dikan'ny teny : savily

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vy ahazoan'ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona. ΒΆ M.h.: Vy miady. 1 Fikivilivilian-javatra mivezimbezina. 1 Famelezana ankolaka. - t.i.f.: Asavily, voasavily, tafasavily 1 manasavily, fanasavily, mpanasavily / anasaviliana, fanasavilfana 1 misavily, fisavily, mpisavily / isaviliana, fisaviliana / mahasavily / savilivily. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel