Dikan'ny teny : savoana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiakarana na tisondrotana eny amin'ny habakabaka: Baolina savoan-danitra. 1 h.o.: Fandehanana any amin'ny tsy hita velively any. - t.i.f.: Savoanana, asavoana, v,oasavoana, tafasavoana/ manasavoana, fanasavoana, mpanasavoana 1 anasavoanana, fanasavoanana / misavoana, fisavoana, mpisavoana / isavoanana, fisavoanana / mahasavoana 1 savoamboana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel