Dikan'ny teny : savoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra malemilemy vonivony miforona avy amin'ny renitantely ka anaovany ireo takela-tantely misy masomasony mameno ny toho-tantely: Anaovana zauatra betsaka ny savoka. 1 Savohana, asavoka, voasavoka, sinavoka 1 manasavoka, fanasavoka, mpanasavoka 1 anasavohana, fanasavohana 1 mahasavoka / savotsavoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel