Dikan'ny teny : savoritaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisaritahana; tsy filaminana feno korontana. - t.i.f.: Savoritahina, asavoritaka, voasavoritaka, tafasavoritaka / manasavoritaka, fanasavoritaka, mpanasavoritaka 1 anasavoritahana, fanasavoritahana / misavoritaka, fisavoritaka, mpisavoritaka / isavoritahana, fisavoritahana / mahasavoritaka / savoritadritaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel