Dikan'ny teny : savovona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Antontan-javatra miavosa. - t.i.f.: Asavovona, voasavovona, tafasavovona / manavovona, na manasavovona, fanavovona, na fanasavovona, mpanavovona, na mpanasavovona 1 anasavovonana, fanasavovonana / misavovona, fisavovona, mpisavovona / isavovonana, fisavovonana / mahasavovona 1 antsavovona 1 miantsavovona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel