Dikan'ny teny : saza

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ahiahy, fiahiahiana. - F.-p.: Miala saza: manandrana kely amin'ny hanina aroso eo imason'ilay olona omena azy, toy ny fanalana ahiahy eo aminy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel