Dikan'ny teny : sazina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Sahaza, antoniny, mifanentana: Sazina anao tsara io raharaha io ka mahareta eo. Ahitsio
2 (sazy) mt. ih. (sazio): Omena famaizana: Nosazin' ny mpampianatra ny mpianatra rehetra tsy nanao ny entimody. 1 Helohina handoa sazy vola: Nosazin'ny fitsarana ariary iray alina ilay olona nisando-tsonia. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel