Dikan'ny teny : sazoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihamboana ho tompon-javatra, fanarahana zavatra tsy an'ny tena, sandoka. - t.i.f.: Sazohina, asazoka, voasazoka, sinazoka J misazoka, fisazoka, mpisazoka 1 isazohana, fisazohana / mahasazoka J sazotsazoka. - Tsy sazoka: tsy satry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel