Dikan'ny teny : sazy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Sahaza, tandrify, tiana: Sazinao ue ity satroka ity houidiko ho anao? Ahitsio
2 a.: Fampangirifiriana ny vatana, atao amin'ny olona iray nanao hadisoana mba hamaizana azy; famaizana; vola ampandoavin'ny fitsarana olona iray voaheloka.I Sazina, asazy, voasazy 1 manasazy, fanasazy, mpanasazy ) anasaziana, fanasaziana 1 misazy, fisazy, mpisazy 1 isaziana, fisaziana / mahasazy J sazisazy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel