Dikan'ny teny : sedra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy. - t.i.f.: Sedraina, asedra, voasedra 1 misedra, fisedra, mpisedra 1 isedrana, fisedrana 1 mahasedra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel