Dikan'ny teny : sedraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sedra) mt ih. (sedrao): Andramana: Efa nosedrainao ve io fiara kasainao hovidina io? 1 Tsapaina mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara azy: Sedraina ny volamena sao tsy izy fa sandoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel