Dikan'ny teny : sefaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a,: Elanelana, triatra: Misy ahitra maniry eny antsefa-bato. - t.i.f.: Sefahana, asefaka, voasefaka, tafasefaka J manasefaka, fanasefaka, mpanasefaka J anasefahana, fanasefahana J misefaka, fisefaka, mpisefaka 1 isefahana, fisefahana 1 mahasefaka 1 sefatsefaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel