Dikan'ny teny : sefosefo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiainana manano sarotra fa toy ny tampina ny lalan-drivotra; fahasemporana noho ny tena misanehaka. - t.i.f.: Misefosefo, fisefosefo, mpisefosefo / isefosefoana, fisefosefoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel