Dikan'ny teny : sehaseha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hasahisahiana, fiandranandranana mampiseho avona, ajokajoka sy rehareha. - t.i.f.: Asehaseha, tafasehaseha / misehaseha, fisehaseha, mpisehaseha 1 isehasehana, fisehasehana / mahasehaseha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel